• Alakamisy 15 Martsa 2018
Politique.Andriamanampisoa Gégé Bosco Miverina amin’ny politika

Rehefa nanao ny tsy nambinina tamin’ny fifidianana depiote tamin’ny taona 2013 natrehany tany Mananjary Atoa Andriamanampisoa Gégé Bosco ka nirona tanteraka tamin’ny fitantanana rafitra fanatanjahantena taorian’izay,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Martsa 2018
Politique.Misaona ny MAPAR Nodimandry i Nirhy Lanto Andriamahazo

Nodimandry omaly talata 13 martsa tamin’ny iray ora maraina teny amin’ny Espace Médical Mpitsabo Mikambana Ampasanimalo i Nirhy Lanto Andriamahazo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Martsa 2018
Politique.Antenimieram-pirenena Nisavorovoro tanteraka

Nitrangana savorovoro teny amin`ny Antenimieram-pirenena Tsimbazaza omaly ka tsy tontosa ny ``commission plénière" amin`ny fandinihana sy fandaniana ny lalàna fehizoro mifehy ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Martsa 2018
Politique.Gidragidra noho ny fifidianana Azo sorohana tsara

Ny diplaomasia tsy maintsy asiana rehefa miresaka. Nilaza ny tompon’andraikitra eoropeanina fa hanampy amin’ny fiatrehana ny fifidianana ny ECES izay miasa eto amintsika omaly nandritry ny fampahafantarana ny tetikasan’izy ireo ho fisorohana sy fitantanana ny ady mety hitranga mandritry ny vanim-potoan’ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Martsa 2018
Politique.Filoham-pirenena Indiana tonga eto Madagasikara Hanamafy ny fiarovana ny tombontsoan’ny Karana

Hanatanteraka fitsidihana ofisialy eto Madagasikara ny filoham-pirenena Indiana, Ram Nath Kovind sy ny vadiny manomboka anio alarobia 14 ary hitohy rahampitso alakamisy 15 martsa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Martsa 2018
Politique.Lisi-pifidianana etsy amin’ny fokontany FMAA Mbola naverin’ny Ceni ihany ireo maty sy efa nifindra miisa 507

Nanao fanamarinana ny lisitr’ireo mpifidy ao amin’ny fokontany FMAA (Faravohitra-Mandrosoa-Ambatonakanga-Antsapanimahazo) ao amin’ny boriborintany voalohany ny tompon’andraikitra iray ao an-toerana tafaresaka tamin’ny Tia Tanindrazana omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT