• Zoma 16 Martsa 2018
Politique.Inde sy Madagasikara Hihamafy hatrany ny fifandraisana

Nifarana tetsy amin`ny Oniversite an`Ankatso ny fitsidiam-panjakana nataon`ny Filoham-pirenena Ram Nath Korvind teto Madagasikara. Nandritra ny lahateny manoloana ny mpianatra dia nanambara ny filoha Ram Nath Korvind fa nampiraisin’ny tantara i Madagasikara sy Inde ary mivelatra hatrany ny fifandraisana eo amin’ny firenena roa tonta.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Martsa 2018
Politique.Olan’ny fifidianana baolina kitra Malagasy Nandao antsika omaly hariva ny iraky ny FIFA sy CAF

Rehefa avy nihaona tamin’ny ankolafin-kery Malagasy eo amin’ny sehatry ny baolina kitra toy ny birao mpanatanteraky ny FMF, ireo mpikambana ao amin’ny CEN Football, ny filohan’ny fikambanan’ireo ligim-paritra eto amintsika ary koa ireo andian’olona nametraka fitarainana tany amin’izy ireo nivantana ireo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Martsa 2018
Politique.Depiote Nicolas Randrianasolo “Minisitra 2 mila esorina”

Misy endrika fanakorontanana ao anivon’ny Antenimieram-pirenena misy anay ao, hoy ny depiote Nicolas Randrianasolo avy any Betroka naneho hevitra teny Antaninarenina ny talata 13 martsa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Martsa 2018
Politique.Tatitra momba ny fifidianana Nandamindamin-dresaka ny praiminisitra

Nihaona tamin’ny praiminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha omaly alarobia 14 martsa ny solontena manokan’ny sekretera jeneralin’ny Firenena Mikambana (ONU) Haile Menkerios.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Martsa 2018
Politique.Fitantanana sy diplomasia Aotra ny naotin’ny mpitondra

Tsy mora ny mitondra firenena. Matoa anefa miditra eo dia mila mahavita fa tsy lany andro miala bala toy ny ataon’ny fanjakana HVM.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Martsa 2018
Politique.Fitondrana Rajaonarimampianina Manandran-doza miady amin’ny fitsarana

Tany amin’ny raharaha Claudine Razaimamonjy no efa nanomboka ny disadisa teo amin’ny fanjakana HVM sy ny mpitsara Malagasy. Nitohy tamin’ny raharaha Houcine Arfa, ny fisamborana mpitsara noho iny raharaha Houcine Arfa iny, ny fanesorana ny tonia mpampanoa lalàna ambony Rakotonavalona Ranary Robertson,…

Hamaky ny tohiny
FTT