- Alatsinainy 09 Aprily 2018
Politique.Hery Rajaonarimampianina Tsy mahatoky tena intsony
Manatona sy manakaiky ny fifidianana filoham-pirenena. Na dia tsy nilaza tamin`ny fomba ofisialy ny filoha am-perinasa, Hery Rajaonarimampianina, ny filatsahan-kofidiana amin`ny fifidianana izay ho avy dia efa miomana amin`izany ireo eo anivon`ny antoko HVM.
Hamaky ny tohiny