- Talata 10 Aprily 2018
Politique.Voninahitsy Jean Eugène Niverina nitaingina soavaly be tongotra…
Miverina amin’ny naloany ! Izay no hanasokajian’ny maro ny fihetsiky ny mpanao politika Voninahitsy Jean Eugène ankehitriny. Niverina tanteraka ao am-balan’ny fitondrana mantsy ny tenany, izay hita tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina nandritra ny hetsika “Rodoben’ny fisandratana” nataon’ny HVM tamin’ny sabotsy teo.
Hamaky ny tohiny
