- Talata 24 Aprily 2018
Politique.Sehatra iraisam-pirenena Manindry mafy mba hisian’ny fifampiresahana
Nihaona tamin’ny filoha Rajaonarimampianina teny Iavoloha omaly ny masoivohon’ny vondrona Afrikanina eto Madagasikara Rtoa Hawa Ahmed Youssouf , sy ny solontenan’ny sampandraharahan’ny firenena mikambana Rtoa Violet Kakyomya .
Hamaky ny tohiny