- Alarobia 25 Aprily 2018
Politique.Ho resy tosika ny fitondrana Hiverina ny kisarisarin’ny “Panorama 1991”
Samy miandry izay hiafaran’ny fanjakana Rajaonarimampianina ny rehetra hoe hanao ahoana ? Nilaza ny tsy mijanona fotsiny amin’ny resaka fitakiana momba ny lalàna mifehy ny fifidianana intsony fa mivoy ny hialan’ny filoha noho ny fandatsahan-dra sy famonoana ny Malagasy ka efa fanjakana mihosin-dra no misy.
Hamaky ny tohiny