• Alakamisy 26 Aprily 2018
Politique.Fikambanamben’ny sendika sy ny mpiasam-panjakana Tsy mila fifidianana raha tsy voalamina ny lalàna rehetra

Nivoaka tamin’ny fahanginany ihany koa omaly ny fikambanamben’ny sendika sy ny mpiasam-panjakana Malagasy na ny CSAEM manoloana ny toe-draharaham-pirenena misy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Aprily 2018
Politique.Tolom-bahoaka ho an’ny fiovana Mino ny fahatafitany ny ankamaroan’ireo olon-tsotra

Miditra amin’ny andro fahenina anio alakamisy 26 aprily ilay tolom-bahoaka tanterahina etsy amin’ny lapan’ny tanànan’Analakely hanoherana ny kolikoly sy ny jadona natao amboletra teto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Aprily 2018
Politique.Antoko Maitso Mitaky fifidianana mialoha ny fotoana

Olan’ny samy Malagasy, aleo samy Malagasy ihany no hamaha azy, hoy ny filohan’ny antoko politika Maitso, Alexandre Georget, omaly, tetsy amin’ny biraon’ny antoko etsy Ambohitsoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Aprily 2018
Politique.IMBEH Serge Miantso ny tafika hikarakara fifidianana

Manahirana tokoa ny mamaritra ny tranga iainana eto Madagasikara mialoha ny fifidianana izay ho filoham-pirenena amin’ity taona 2018. Fifidianana mangarahara sy tsy mampisavorovoro, indrindra, eo amin’ny Malagasy no ilaina ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Aprily 2018
Politique.Filoha nandatsa-dra ny Malagasy Tsy maintsy hesorinay, hoy ny depiote

Roso ny tolon’ny depiote ho an’ny fanovana ary tsy hanaiky raha tsy miala ny filoham-pirenena. Hirodorodo hanatitra fitoriana mitaky ny fialan’ny filoha eny amin’ny Fitsarana noho ny fandatsahan-dra sy ny fandatsahana aina Malagasy izy ireo sy ny vahoaka anio alarobia.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Aprily 2018
Politique.Antoko Leader Fanilo Tsy azo ekena intsony ny fandatsahan-dra

Sesilany ny fanambarana ataon`ireo mpanao politika manoloana ny toe-javatra nampalahelo niseho tetsy Analakely ny sabotsy 21 aprily teo. Nanao fanambarana ny antoko Leader fanilo tarihin-dRabesa Zafera Antoine sy Lalaina Berthnes tetsy Antaninandro omaly talata 24 aprily tetsy Antaninandro.

Hamaky ny tohiny
FTT