Politique

Razafindrakoto Fidy Mamy na Besetroka Mankasitraka ny HCC izahay aty Ambatondrazaka


  • Talata 08 Mey 2018

Mankasitraka ny fanapahan-kevitra mampiseho ny fitiavan-tanindrazana navoakan’ny HCC farany teo izay mampiseho ny fanarahan-dalàna sy mampanjaka ny fahamarinana ka mampamarim-pototra ny fitakian’ireo depiote 73 ho an’ny fanovana izahay aty Ambatondrazaka, hoy ny CT teo aloha Razafindrakoto Fidy Mamy na i Besetroka.

 

 Tsy voafafa eo amin’ny tantaram-pirenena ny tolona nataonareo, hoy ity CT taloha ity fa masina ny tanindrazana. Mitaky toy ny rehetra manerana ny nosy, ny fametraham-pialan’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina sy ny forongony tsy misy hatakandro izahay aty Alaotra, hoy i Besetroka.

 

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

Hijery ny tohiny
FTT