• Zoma 11 Mey 2018
Politique.Mpianatra mivoaka mamonjy grevy Misy ireo manaraka mpampianatra, misy ireo havoakan’ny sasany

Somary nahazo vahana teto an-drenivohitra tamin’ity herinandro ity ny famoahana mpianatra any an-dakilasy mandeha manatevina ny tolona tanterahin’ireo solombavambahoaka 73 mianadahy ho amin’ny fanovana eny amin’ny kianja 13 mey.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Mey 2018
Politique.Datim-pifidianana Mailo ny CENI

Miangavy ireo tompon'andraikitra politika isan-tsokajiny miaraka amin'ireo rehetra izay mahatsiaro fa manana adidy amin'ny tanindrazana ny Vaomiera Mahaleotena misahana ny fifidianana na ny CENI, mba hiara-kidinika ka handray fanapahan-kevitra ao anatin’ny fotoana faran’izay fohy hametrahana ny fitoniana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Mey 2018
Politique.Fampihavanam-pirenena Mitodika any amin’ny FFKM ny maso rehetra

Nandalo ny CRN sy ny FFM ary ny CFM fa dia saika kiana niraisan’izay naneho ny heviny rehetra hatrany ny hoe « Mandany volam-panjakana ». Etsy an-kilany anefa ny avy eo anivon’ny fiombonan’ireo fiangonana kristianina malagasy na ny FFKM

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Mey 2018
Politique.Depiote ho an’ny fanovana “Ny filoha asaina mitory raha sahy”

Tsy miato ary tsy hiato ny tolona eny an-kianja raha tsy miala i Hery Rajaonarimampianina, araka ny toromariky ny depiote ho an’ny fanovana. Ny minisiteran’ny asam-panjakana sy ny lalàna sosialy, ny mpiasan’ny antenimierandoholona no navoaka omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Mey 2018
Politique.Fizirizirian-dRajaonarimampianina Fambolena korontana sy krizy

Tombontsoa ambonin’ny firenena ny fialan-dRajaonaonarimampianina ka hisaorana ny solombavamhoakan’ny fanovana sy hanohanany azy ireo, hoy ny fikambanana Olona Hasin’ny Tany na ny OHT teny amin’ny Le Pavé Antaninarenina,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Mey 2018
Politique.Toe-draharaha politika Tsy maintsy horavana ny governemanta…

Lalana iray mety hampitony kely ny toe-draharaha politika amin’izao fotoana izao ny fandravana ny governemanta.

Hamaky ny tohiny
FTT