• Zoma 11 Mey 2018
Politique.Kianja 13 mey Nisy nitoraka baomba

Nisy nitoraka tamin’ny baomba vita tanana miisa 6 na itony antsoina hoe :”cocktail Molotov” itony ny lapihazo fikabarian’ireo solombavambahoaka ho an’ny fanovana etsy amin’ny kianja 13 omaly alakamisy 10 mey tokony ho tamin’ny 1 ora sy sasany maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Mey 2018
Politique.Vondrona Eoropeanina “Atao ao anatin’ny fitoniana ny fifidianana”

Manoloana ny fanambarana nataon`ny CENI Madagascar mahakasika ny tokony handraisan`ny rehetra fanapahan-kevitra haingana sy fepetra mazava mikasika ny fifidianana ny talata lasa teo dia naneho ny heviny mahakasika izany ny teo anivon`ny Vondrona Eoropeanina (UE).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Mey 2018
Politique.Fanelanelana amin’ny krizy Manaboribory resaka i Chissano

“Tsy marina ny filazana fa ny vondrona iraisam-pirenena no nametraka ny “ni…ni”. Raha te hahafantatra ny marina ianareo momba azy io dia iray tamin`ireo mpandray anjara fototra tamin`izany fotoana no nilaza taminay hoe afaka tsy milatsaka hofidiana aho raha tsy milatsaka hofidiana ny ao an-kilany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Mey 2018
Politique.Pastera Mailhol Miantso ny filoha Rajaonarimampianina mba hiala …

Namoaka ny heviny mikasika ny toe-draharaham-pirenena misy ankehitriny ny alarobia 9 mey teo, ny pastera Mailhol mpitarika ny Fikambanana Apokalipsy eto Madagasikara (FAM). Ao ny andro hanginana, ao ny andro hitenenana, hoy izy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Mey 2018
Politique.Didier Ratsiraka Miandrandra tetezamita

« Fampihavanana aloha, fifidianana aoriana. ». Anisan’ny fehezantenin’ny filoham-pirenena teo aloha Didier Ratsiraka io nandritra ny fankalazana ny faha-42 taonan’ny antoko Arema teny Faravohitra ny 25 martsa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Mey 2018
Politique.Kandida lehibe amin’ny fifidianana Efa miomana amin’ny “Plan B”

Na inona na inona fizotry ny toe-draharaha politika eo, dia inoana fa efa manana ny planina faharoa na “plan B” avokoa ny mpanao politika, indrindra fa ireo sokajiana ho kandida vaventy amin’ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
FTT