• Talata 22 Mey 2018
Politique.Fampihavanam-pirenena Tsy mazava ny paikady sy tanjona

Tafatsangana ao anatin’ny CFM izany iny ny komity teknikan’ny fampihavanam-pirenena misy ny solontenan’ireo 4 mirahalahy mpitondra fanjakana teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Mey 2018
Politique.Antoko ToVM “Azo averina ny tamin’ny 1991 !”

Mizotra any amina dingana vaovao hatrany ny raharaham-pirenena ary sesilany ihany koa ireo fanehoan-kevitra mifandraika amin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Mey 2018
Politique.Hentitra ny eny amin’ny 13 mey “Tsy maintsy azontsika ny fandresena”

“Na inona na inona ambaran’ny HCC, tsy maintsy azontsika ny fandresena”. Izany no resaka teny amin’ny kianjan’ny 13 mey ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Mey 2018
Politique.Olom-pirenena mitovy fomba fijery Tsy mahavaha olana ny mpanao politika

Nivondrona ho iray ireo olom-pirenena mitovy fomba fijery eto amin’ny firenena. Anisan’ireny i Ndranto Razakamanarina avy ao amin’ny Alliance Voahary Gasy, Fanirisoa Ernaivo filohan’ny sendikan’ny mpitsara, Mamitiana Razafimandimby filoha tale jeneralin’ny Scoop digital, Françis Razafiharison na i Françis Turbo mpanao hatsikana sady mpanentana ary Rado Rabarilala, mpikambana ao anatin’ny sendikan’ny mpiasan’ny Air Mad.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Mey 2018
Politique.Didim-pitsarana manala ny filoha Mandeha ny tsindry samihafa…

Iankinan’ny filaminana sy ny fikorontanan’ny firenena ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana amin’izao fotoana. Andrasana fatratra ny valin’ny fitoriana mangataka ny fialan’ny filoha amin’ny toerany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Mey 2018
Politique.Rafanomezantsoa Jean Nirina “Ilana fanovana ny fanaovana politika eto amintsika”

Tsy mitsaha-mivoatra ny toe-draharaham-pirenena misy eto amintsika ankehitriny. Manoloana izany dia nivoaka tamin’ny fahanginana indray ny filoha nasionalin’ny fikambanana HAFARI Malagasy no sady kandida amin’ny fifidianana izay ho filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT