• Talata 22 Mey 2018
Politique.Berija Ravelomanantsoa Hametraka fitoriana fiandry

Sesilany ny fanambarana ataon`ireo fikambanana sasantsasany milaza fa miaro ny firenena tsy hilatsaka ao anatin`ny krizy manoloana ny fandrahonana ataon`ireo depiote ho an`ny fanovana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Mey 2018
Politique.Foloalindahy Tsy voafehin`ny fitondrana intsony

Any amin`ny HCC ny mason`ny maro, miandry ary mitaky ny fitsarana marina sy tsy mitanila ny amin`ny taratasy fitoriana napetrak`ireo depiote 73 izay mitsipaka ny fandaniana amboletra ny lalàm-pifidianana sy ny fangatahan`izy ireo ny fametraham-pialan`ny filohan`ny Repoblika.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Mey 2018
Politique.Fivondronamben`ny antoko Tsy tokony ho filoha intsony Rajaonarimampianina

In-dimy nandalo krizy goavana ny firenena Malagasy tato anatin`ny 46 taona. Miara-miaiky kosa ny rehetra fa tsy mipetraka araka izay tokony ho izy ny rafitra sy ny fitantanana misy eto amin`ny firenena amin`izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Mey 2018
Politique.Depiote ho an’ny fanovana “Tsy haharava ny tolona ny teti-dratsinareo”

Vao maraina omaly, dia tonga mangingina nanatitra ny “mémoire en defense” na fiarovan-tenan’ny filoha manoloana ny fitoriana azy ny mpisolovava azy notronin’ny parelemantera mpanohana ny fitondrana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Mey 2018
Politique.Rajaonarimampianina Nivoady tamin’ny doany, hoy i Tinoka Roberto

Tany Ambato Boeny ny filoha Hery Rajaonarimampianina nitokana fotodrafitrasa momba ny fahasalamana ary nandalo tao Madirovalo nihaona sy nihaino ny hetahetan’ny mponina, raha ny fampitam-baovao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Mey 2018
Politique.Tolon’ny 13 mey Niavaka ny fidiran’ny TIM teny an-kianja

Ao anatin’ny heriny tanteraka ny antoko Tiako I Madagasikara na ny TIM amin’izao fotoana, indrindra ny tolona eny an-kianja misy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT