- Alakamisy 24 Mey 2018
Politique.Famorim-bahoakan’ny HVM amin’ny sabotsy Fizaram-bola tahaka ny mahazatra no hiseho eny
Mitohy hatrany ny fanehoan-kevitra politika manoloana ny savorovoro eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyMitohy hatrany ny fanehoan-kevitra politika manoloana ny savorovoro eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyMiaro mafy ny filoham-pirenena ireo vondron’ny parlemantera HVM ary manizingizina fa fifidianana ihany no vahaolana amin’izao krizy izao;
Hamaky ny tohinyOmaly talata no nampanantsoin’ny “Element Mixte d’enquête” teny amin’ny Toby Ratsimandrava i Hery Rasoamaromaka, sekretera nasionalin’ny antoko TGV/MAPAR Analamanga, saingy ny mpisolovavany no nalefany.
Hamaky ny tohinyVoizin’ny fitondrana ankehitriny, hoy ny fanehoan-kevitry ny depiote TIM lany tao amin’ny boriborintany faha-3 eto Antananarivo, Mamy Rajaonson fa miha reraky ny tolona ny Malagasy.
Hamaky ny tohinyNandresy teny amin’ny Filankevi-panjakana ny fangatahana nataon’ny depioten’ny fanovana mba hanafoanana ilay didy mandrara ny famoriam-bahoaka isaky ny faritany ivelan’Antananarivo.
Hamaky ny tohinyNa dia eo aza ny tsy filaminana eto amin`ny firenena, indrindra eo amin`ny tontolo politika dia mbola misy ireo kandidà maniry hiroso amin`ny fifidianana hatrany. Mahatsiaro ho tofoka tanteraka amin’ny tsy fetezan’ny fitantanana ny firenena i Pasteur Olivier Rakotodrainibe.
Hamaky ny tohiny