- Zoma 25 Mey 2018
Politique.Fanamarinana ny anarana anaty lisi-pifidianana Mavitrika ny olona amin’ny ankapobeny
Efa naverin’ny komitim-pirenena misahana ny fifidianana ( CENI) eny anivon’ny fokontany tsirairay avy indray amin’izao fotoana ny lisi-pifidianana hahafahan’ireo mponina tsy voasoratra anarana mampiditra ny anarany.
Hamaky ny tohiny