• Alarobia 30 Mey 2018
Politique.Mpitarika TIM Atsimo Andrefana Fanapahan-kevitra politika ny didy navoakan’ny HCC

Tsy mitsahatra mitombo an’isa ireo mpitarika ny antoko TIM avy any Atsimo Andrefana manatevin-daharana ny tolon’ny fanovana etsy amin’ny 13 mey.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Mey 2018
Politique.Governemanta vaovao Ireo mety hotendrena praiminisitra…

Adihevitra lehibe eto amin’ny firenena ny ho anaran’izay praiminisitra vaovao, taorian’ny didy navoakan’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana na ny HCC ny 25 mey lasa teo, fa tsy maintsy ravana ao anatin’ny 7 andro ny governemanta.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Mey 2018
Politique.Depiote Ludovic Andriamarotia « Tao amin’ny governemanta ny lesoka. »

Naneho ny heviny tetsy amin’ny Pavé Antaninarenina mikasika ny fahitany ny fanapahan-kevitry ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana na ny HCC ny depiote anisan’ireo 79 manohana ny fitondrana HVM, Ludovic Andriamarotia, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Mey 2018
Politique.Fikambanana Tandroharena “Tsy ampy ny fandravana ny governemanta.”

Nanamafy ny avy eo anivon’ny fikambanana Tandroharena Madagasikara, izay fikambanana siantifika miompana amin’ny fampanjariana ny harena sy ny vakoka ary lovam-pirenena fa mbola mitohy manohana ny hetsik’ireo depiote miisa 73 etsy amin’ny 13 mey izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Mey 2018
Politique.Depioten’ny fanovana “Hofongorina tanteraka ity fanjakana ity”

Mitohy tsy miato ny tolona eny amin’ny 13 mey anio. Tsy mbola tena vita ny tolona, hoy ny depioten’ny fanovana. Maro ny fandresena azontsika, isika no nahavita namaky ny kianjan'ny 13 mey, tsy nahasahy nanilika antsika teto intsony ny mpitandro ny filaminana, hoy ny depiote Hanitra Razafimanantsoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Mey 2018
Politique.Mpitolona eny amin`ny 13 mey Efa tena masaka ara-poto-kevitra

Mihevitra an`ny Malagasy ho bado angamba ry zareo HVM fa mbola misehoseho ihany taorian`ny fampisehoan-kery ny sabotsy lasa teo tetsy Atsonjombe.

Hamaky ny tohiny
FTT