• Alatsinainy 28 Mey 2018
Politique.HVM teny amin’ny Coliseum Nanao lanonana fanaovam-beloma …

Araka ny efa nambara hatrizay dia niseho indray ny efa nampoizina tamin’ny hetsika fampisehoan-kery nataon’ny parlemantera manohana ny fitondrana teny amin’ny Coliseum Antsonjombe ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Mey 2018
Politique.Depiote ho an’ny fanovana Nampivoatra ny demokrasia

Nanjary nalalaka tsy voafehin’ny andininy faha 60 – 082 ao amin’ny lalàmpanorenana milaza ny amin’ny tokony hakana alalana mialoha ny hihetsiketsehana intsony ny fidinana an-dalambe eto Madagasikara taorian’ny 21 aprily teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Mey 2018
Politique.Didin’ny HCC Notsikafonin’ny Sendikan’ny Mpitsara

Nilaza ny HCC fa tsy nanaraka ny lalàmpanorenana ny filoham-pirenena, ary tsy vitany ny nametraka ny HCJ (Haute Cour de Justice) na ny Fitsarana ambony.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 26 Mey 2018
Politique.Fanapahan-kevitry ny HCC Vao miha hiteraka krizy

Nivoaka omaly zoma 25 mey tokony ho tamin’ny 6 ora hariva tao amin’ny tranonkalan’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) ny fanapahan-kevitra mitondra ny laharana 18-HCC/D3, valin’ny fitorian’ny depiote nangataka ny fialan’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina noho ny fanitsakitsahana lalàmpanorenana isan-karazany,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 26 Mey 2018
Politique.Sendikan’ny mpiasan`ny M2PATE Mitaky ny fananganana governemanta teknisianina

Manoloana ny krizy eto amin`ny firenena dia mbola manamafy hatrany ny fiombonamben`ny mpiasan`ny M2PATE fa mitokona 100% ireo sampandraharaha eo anivon`ity minisitera ity manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 26 Mey 2018
Politique.Fitsanganan’ny fitsarana avo Ravalo sy Rajao no ho dosie voalohany

Nandeha ny feo fa tokony ho tontosa omaly ny fianianan’ireo mpitsara 11 mianadahy hikambana ao anatin’ny fitsarana avo na ny HCJ izay hany rafitra tokana afaka hitsara ireo filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT