Politique

Randrianarivo Geremioh “Teknisianina avokoa no tokony ho minisitra”


  • Alarobia 30 Mey 2018

Naneho ny heviny mikasika ny toe-draharaham-pirenena misy ankehitriny Randrianarivo Geremitoh, mpandinika raharaha politika eto amintsika.

Nambarany fa tsara sy mety kokoa raha governemanta tsy miandany no hatsangana eto Madagasikara  mba hananan’ny vahoaka Malagasy rehetra fitokiasana. Hikarakara fifidianana mantsy no hametrahana io governemanta io  hahafahana mamerina amin’ny laoniny ny fiainam-pirenena. Ankoatra izay dia nomarihiny fa tokony ho teknisianina avokoa ireo minisitra handrafitra ny governemanta iraisana. Anisan’ny manana ny maha izy azy mantsy ny teknisianina sady mahavaha  olana tsy ampoizina. Efa kandida tamin’ny fifidianana solombavambahoaka teny amin’ny distrikan’Antananarivo Avaradrano farany teo  Randrianaivo Geremioh ka nitana ny laharana fahatelo  taorian’ny kandidan’ny antoko MAPAR sy TIM. Miara-miasa akaiky amina fikambanana miahy sy mandray an-tanana ny tanora ihany koa izy.

 

Pati


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

Hijery ny tohiny
FTT