- Sabotsy 21 Jolay 2018
Politique.Onitiana Realy “Misy manipy hoditr’akondro ny filoha”
Afangaron’ny olona ny mpanao gazety sy ny minisitra. Tany ivelany no natao hiteny, fa rehefa ao anatiny natao hitondra vahaolana.
Hamaky ny tohinyAfangaron’ny olona ny mpanao gazety sy ny minisitra. Tany ivelany no natao hiteny, fa rehefa ao anatiny natao hitondra vahaolana.
Hamaky ny tohinyMitohy ny fankalazana ny faha-40 taonan’ny FIZAFATO (FIkambanan’ny ZAnaky ny FAritany Toliara), ka ny sabotsy 28 jolay izao ny fihaonambe hiaraha-mifaly amin’ny mpikambana rehetra tsy ankanavaka ao amin’ny ANS Ampefiloha, hoy ny mpandrindra ny hetsika dia Atoa Guy Laureny Ramanankamonjy. Manasa ny zanaky ny faritanin’ny Toliara tsy ankanavaka izy izy ireo.
Hamaky ny tohinyTsy dia re tsaika firy ireo kandidà efa nanao fanambarana ampahibemaso fa hirotsaka hofidiana filoham-pirenena amin`ity taona 2018 ity. Herinandro roa monja sisa dia hiroso amin`ny fanaterana ireo taratasim-pilatsaham-kofidiana ireo kandidà handray anjara.
Hamaky ny tohinySarotra ny hino fa lojika anaty fitondram-panjakana iray ny fisiana fanendrena olona miisa 70 dia misy 42 hafa indray avy eo herinandro aorian’izay.
Hamaky ny tohinyHilaza ny heviny momba ny raharaham-pirenena anio alina amin’ny alalan’ny fandaharana manokana ao amin’ny fahitalavitra TV Plus Madagascar, Rtoa Onitiana Realy , minisitry ny mponina nandritra ny 3 taona.
Hamaky ny tohinyNampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny ofisim-pirenena momban’ny sarimihetsika Analakely na Omaci omaly ny fivoahan’ny sarimihetsika fanadihadiana mitondra ny lohateny hoe « Tsy ny vary no very fa i Madagasikara ».
Hamaky ny tohiny