• Alakamisy 02 Aogositra 2018
Politique.Zanaky ny faritanin’i Fianarantsoa Miahiahy amin’ny fifandraisany amin’ny fitondrana ankehitriny

Tsapan’ny andiana raiamandreny avy any amin’ny faritanin’i Fianarantsoa ankehitriny ny fivadihan’ny fitondrana amin’izy ireo noho ny antony maromaro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Aogositra 2018
Politique.Rivo Rakotovao ho Filoha Krizy vaovao ho an’i Madagasikara

Ny filohan’ny Antenimierandoholona no voafaritry ny lalàmpanorenana fa mandray ny toeran’ny filoham-pirenena raha mbola hirotsaka hofidiana izy, araka ny voalazan’ny andininy faha-46.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Aogositra 2018
Politique.Hetsi-panoherana eto Madagasikara Tsy hita mazava izay tena tanjony

Ny niady hahatafapetraka ny lehiben’ny mpanohitra eo anivon’ny antenimieram-pirenena, araka ny voalazan’ny lalàmpanorenana aza tsy mbola vitan’ny antoko mpanohitra eto amintsika hatramin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Aogositra 2018
Politique.Na mpanao politika , na olon-tsotra Maro no be fanakianana kanefa tsy manana vahaolana

Hatreto, rehefa atao tombana ny vokatry ny fihetsiky ny mpanao politika sy vahoaka Malagasy dia azo aravona amin’ny hoe samy be fanakianana sy tsy mahatondra vahaolana ny ankamaroany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Aogositra 2018
Politique.Kandida filoha Samy hampiasa fitaovana goavana

Manomboka miditra lalina amin’ny fifaninanan’ny fifidianana isika na tsy mbola raikitra aza ny propagandy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Aogositra 2018
Politique.Pety Rakotoniaina sy ny HFI Hitory an’i Andry Rajoelina

Fifanandrifian-javatra ve sa kajy efa voarindra? Iray andro mialoha ny famoriam-bahoaka hotontosain’ny filohan’ny tetezamita teo aloha, Andry Rajoelina,

Hamaky ny tohiny
FTT