• Alakamisy 09 Aogositra 2018
Politique.Fifidianana ho filoham-pirenena Malagasy 2018 Vonona i Dada sy ny mpifidy azy

Vonona amin’ny fiatrehana ny fididianana ho filoham-pirenena Malagasy hotanterahina amin’ny 7 novambra 2018 izao i Dada “Marc Ravalomanana” sy ny mpifidy azy, hoy Rakotomamonjy Philippe filohan’ny Distim Boriborintany Voalohany eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aogositra 2018
Politique.Lalandy Andriamitosy “Tsy tokony hahazo milatsaka ny mpanongam-panjakana”

Ny mpanongam-panjakana no anisan’ny namotika ny firenena Malagasy ka mampahantra ny isan-tokantrano tahaka izao, hoy i Lalandy Andriamitosy avy amin’ny Solofo Fampandrosoana ny Firenena (SFF).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aogositra 2018
Politique.Andry Rajoelina Dimy taona tsy nisy napoaka

Resy lahatra ny rehetra fa voafehin`i Andry Rajoelina sy ny ekipany ny resaka serasera. Tsy nisy izay tsy niaiky ny hakanton`ny fisehosehoana ivelany sy fampisehoana ny alarobia lasa teo tetsy amin`ny lapan`ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena raha nilaza hitatitra ny IEM teto an-drenivohitra ny tenany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aogositra 2018
Politique.Paipaika amin’ny fifidianana Hampanaovina ketrika maloto ireo ben’ny tanàna…

Ataon’ny mpanao politika fitaovana amin’ny propagandy sy ny fifidianana indray ireo ben’ny tanàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aogositra 2018
Politique.Fanarenana an’i Madagasikara Ananan-dRavalomanana ny fahaiza-manao

I Marc Ravalomanana no efa voasedra ary nanaporofo fa mahazaka fiainana sy tsindry politika teto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aogositra 2018
Politique.Gilbert Raharizatovo « Misy antony matoa tsy rototra ireo kandida lehibe »

Herinandro izay no nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny fandraisana ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiana filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT