• Alakamisy 09 Aogositra 2018
Politique.Pastera Mailhol “Tsy misy lalàna milaza fa tsy azo fidiana ny Pastera”

Efatra hatramin’ny omaly ireo kandida tonga nanatitra ny taratasy filatsahan-kofidiana ho filoham-pirenena teny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana eny Ambohidahy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Aogositra 2018
Politique.Praiminisitra Ntsay Christian Simban`ny mpanolotsainy

Manomboka miharihary ny tsy fisian`ny firaisankinan`ny governemanta Ntsay izay tsy manana afa-tsy enim-bolana hiasana sy hanaovana fifidianana. Tato

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Aogositra 2018
Politique.Mpanao politika mitabataba Lesoka ny eo amin’ny fandresen-dahatra

Rehefa tena zohiana dia efa manomboka leo ny fiverenan-kiran’ireo mpanao politika mitabataba etsy sy eroa ankehitriny ireo vahoaka malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Aogositra 2018
Politique.Kandida ho filoham-pirenena Be no tsy matotra

Hatreto, misy sahady ireo kandida sady tsy ampy vola no tsy ampy olona fa mitsapatsapa fotsiny raha vantanina ny filaza azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Aogositra 2018
Politique.Fampiasana fahefam-panjakana Ahiana hiboridana ny HVM

Tsy hita izay fanovana, fampandrosoana, fanatsarana ny fiainam-bahoaka satria nahazo vahana loatra ny tsy fanarahan-dalàna, ny fisian`ny tsimatimanota, ny kolikoly… teto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Aogositra 2018
Politique.Fotodrafitrasan’ny HAT sy ny HVM Potika am-pitoerana tsy misy mampiasa

Reharehan’ny mpitondra ny fananganana fotodrafitrasa, saingy toy ny vola nariam-potsiny ihany ireny indraindray raha jerena amin’ny zava-misy sasany eto amintsika. Potika tanteraka amin’izao fotoana ny hopitaly manara-penitra ao Manakara, izay tamin’ny andron’ny tetezamita. Tsy nisy mpitsabo, tsy nisy fitaovana,…

Hamaky ny tohiny
FTT