Politique

Kaominin’i Mahereza “Miandry fifidianana ho tonga”


  • Alakamisy 30 Aogositra 2018

Efa vonona ny kaominin’i Mahereza, distrikan’Ambohidratrimo hoy ny Ben’ny tanànany,

 Rakotoarisoa Jhonny, hiatrika ny fifidianana. Raha ny taham-pahavitrihan’ny mpifidy tamin’ny fifidianana Ben’ny tanàna farany teo no resahana dia azo antoka io, hoy izy. Manentana hatrany ireo ampy taona rehetra mba handray anjara amin’ny fifidianana ny Ben’ny tanàna n mba tsy hifanome tsiny avy eo raha sanatria tsy araky ny eritreritr’izy ireo no ho lany. Tsy mbola nahitana korontana tahaka ny aty an-drenivohitra rahateo mihitsy hatreto ny any aminay rehefa fifidianana ary anisan’ny kaominina mandry fahalemana, raha ny nambarany ity kaominina ambanivohitra manamorona an’Ampefy ity.

J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

Hijery ny tohiny
FTT