• Alakamisy 06 Septambra 2018
Politique.Amiraly Ratsiraka Te hitondra tetezamita ?

Tsy niova ny Amiraly Didier Ratsiraka, manimanina ny tongolon’i Egypta, tsy maty voalavo an-kibo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Septambra 2018
Politique.Fanirisoa Ernaivo Efa manomboka asa avy hatrany

Manamarina ireo ady nataon’ny kandida Fanirisoa Ernaivo ny zava-misy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Septambra 2018
Politique.Hery Rajaonarimampianina Nataon’ny filoha sinoa Xi Jinping veloma

Noraisin’ny filoha sinoa Xi Jinping, tao amin’ny Grand Palais, lapam-panjakana ao Beijing, omaly, ny filoha malagasy Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Septambra 2018
Politique.Antomotra ny fifidianana Hanao fihaonambe ny Administratera sivily

Kisendrasendra sa misy ifandraisany amin’ny fifidianana efa antomotra ? Io no fanontaniana mipetraka manoloana ny hisian’ny fihaonambe nasionalin’ny sendikan’ny Administratera sivily eto Madagasikara (SYNAD) hatao any Morondava ny 21 sy 22 septambra ho avy io.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Septambra 2018
Politique.Bileta tokana Ho tonga amin’ny 16 oktobra

Miisa 150.000 ireo bileta tokana manokana na SPECIMEN horaisina eto amintsika ny 14 septambra izao, raha ny fanazavan-dry zareo avy eo anivon’ny Vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana na CENI.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Septambra 2018
Politique.Alain Mahavimbina, Saraha Rabeharisoa Nolavin’ny HCC ny fitorian’izy ireo

Nametraka fitoriana teny amin'ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana (HCC) ny kandidan'ny antoko PLD (Parti Libéral Démocrate) Saraha Rabeharisoa ny 3 septambra teo mitaky ny hanajana ny lalàna velona hitandroana ny zon'ny mpifidy,

Hamaky ny tohiny
FTT