Politique

Antoko HVM « Vonona hanaiky valim-pifidianana ! »


  • Alarobia 12 Septambra 2018

Taorian’ny fametraham-pialan’ny filoham-pirenena teo aloha, Hery Rajaonarimampianina, hoy ny filohan’ny antoko HVM ao Antsiranana, ny loholona Amido, dia vonona izahay ary miomana tanteraka amin’ny fiatrehana fifidianana.

 

 

 

 Miomana amin’ny fanofanana mpikambana amin’ny distrika. Mety tsy vokatry ny fon’ny mpitsikera ny filoha, Hery Rajaonarimampianina, ny fametraham-pialany saingy vokatry ny fon’ity kandida ity kosa, hoy izy. Izahay dia vonona ny hanaiky izay valim-pifidianana eo satria mahafeno fepetra. Manana ny olona afaka hanara-maso ny valim-pifidianana isaky ny distrika izahay, hoy hatrany ny loholona Amido. Manana olona ao amin’ny CENI koa izahay. Tsy marina ny filazana fa vokatry ny tolona tetsy amin’ny 13 mey no antony nametrahan’ny filoham-pirenena teo aloha fialana fa raha tsy izany dia tsy tamin’ny 7 septambra teo izy no nametra-pialana fa talohan’izay.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT