Politique

Omega Mahasoratse na Solofon’i Davida “Mpanjaka no tokony hitondra eto.”


  • Alatsinainy 17 Septambra 2018

Azo porofoina sy tsapain-tanana, hoy ny lehilahy iray nilaza ho voahosotr’Andriamanitra, Omega Mahasoratse na Solofon’i Davida, fa tsy misy ho avy i Madagasikara.

 

 

 

 Miaina amin’ny fitaka sy kobaka am-bava. Manankarena isika nefa tsy misy fiantraikany amin’ny fiainantsika izany. Ny hany fanafodiny, hoy ity lehilahy ity, dia ny fandravana ny rafitra misy ankehitriny ary mamerina izany amin’ny rafitry ny natiora napetrak’Andriamanitra ho antsika, izany hoe ny faha mpanjaka. Mahasorena ny olona ny mihaino izany, hoy ny tenany, nefa izay ihany no vahaolana. Raha izao fahatanorako izao dia tsy sanatria fiheboana fa manaiky aho fa voahosotra ho mpanjaka. Amin’ny alalan’ny ady ara-panahy no hanovantsika io rafitra io. Ary manomboka anio (TTF: sabotsy teo) hanaovako izao fanambarana eto Andrefanambohijanahary izao no manomboka ny ady. Mpanjaka no tokony hitondra eto, hoy hatrany Omega Mahasoratse.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT