Politique

Ambatondrazaka Toerana telo no azo ampiasaina amin'ny propagandy


  • Talata 18 Septambra 2018

Mba tsy hisian'ny fifandirana sy ny hanajana lalàna, nametraka lamina ny kaominina ambonivohitra Ambatondrazaka amin'izao ankatoky ny fifidianana izao.

 

 

Eo akaikin’ny lapan'ny tanàna sy ny eny amin'ny kianja Ambohimiangaly ary ao amin'ny Stand Central no azo ampiasaina amin'io resaka propagandy io, hoy ny ben'ny tanàna Rafidimanana Louis Félicité. Mandika lalana, hoy izy, izay manao fampielezan-kevitra amin'ny toeran-kafa ankoatra ireo. Niangavy anefa ny ben'ny tanàna mba hisy ny fifanajana sy ny fanarahana izay lamina napetraky ny fiadidiana ny tanàna Ambatondrazaka izay.

                                                                     

Niry A

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT