Politique

Doudou DFP Antony 3 no mety hampihemotra ny fifidianana


  • Alatsinainy 17 Septambra 2018

Antony 3 na zavatra 1 amin’ireto 3 ireto ihany no mety hampihemotra ny fifidianana, hoy ny filohan’ny vovonana politika Dinika fanavotam-pirenena na DFP, Tolojanahary Maharavo.

Na ny HCC no miteny hoe mihemotra io na misy fanonganam-panjakana na misy kandida 1 maty. amin’ireo ihany fa raha izao fandehany izao aloha dia tsy maintsy handeha io fifidianana io. Ny DFP dia hanao lisitra an’ireo olom-panjakana tsy mahazo manao propagandy amin’io herinandro io. Hampahatsiahy ny didim-panjakana mirakitra izany koa izahay, hoy hatrany ny DFP. Efa misy miandraikitra Itasy sy Bongolava, Menabe sy ny maro hafa.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT