- Alakamisy 20 Septambra 2018
Politique.Marc Ravalomanana Hitantana ho amin’ny ho avy mamiratra
Samy milaza azy ho zavatra ny kandida rehetra amin’ny fifidianana ho filoham-pirenena eo.
Hamaky ny tohinySamy milaza azy ho zavatra ny kandida rehetra amin’ny fifidianana ho filoham-pirenena eo.
Hamaky ny tohinyNikipian’i Dadapasy ny andro sabata natokana ho an’ny fivavahana sy fiombonana any am-piangonana fa dia naleony nafantoka any amin’ny karazana propagandy mialoha ny fotoana, hoy ny fanehoan-kevitra maro samihafa amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohinyVelon-taraina amin’ny hafitsoky ny depiote teo aloha tany an-toerana izay mpikambana ao amin’ny vondrona Mapar ny olobe sy ny vahoakan’ny distrikan’i Marovoay Faritr’i Boeny ankehitriny.
Hamaky ny tohinyAnio no hotokanana ny foiben-toerana na ny QG (Quartier Général) ho an’ny kandida Hery Rajaonarimampianana eny Andraharo, raha tsy misy ny fiovana. Tsy eny Antanimena misy ny foiben’ny HVM io, izay mariky ny mety ho fifanolanana na tsy fitovian-kevitra.
Hamaky ny tohinyMahatsapa ny iharana fanavakavahana manoloana ny fanesorana ny fanesorana ny takelaby ny antoko Antsika Madagasikara.
Hamaky ny tohinyTsy vaovao ny fiaraha-miasa amin’ny vahiny ary safidin’ny tsirairay ny hanao azy. Tsy maintsy mahafantatra ny atao hoe « Geopolitique » matoa milatsaka ho filoham-pirenena izany ary olon-dehibe.
Hamaky ny tohiny