• Alakamisy 20 Septambra 2018
Politique.Fifidianana teto Madagasikara Eny anivon`ny birao fandatsaham-bato no olana hatrizay

Mpikambana 257 avy amin`ny rantsamangaika eo amin`ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI) isam-paritra no manaraka ny fiofanana ho an`ny mpampiofana etsy amin`ny Carlton Anosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Septambra 2018
Politique.Kandida hiantehitra amin’ny hala-bato Hahita raharaha amin’ny sehatra iraisam-pirenena

Samy manana ny paikadiny ny kandida filoham-pirenena. Mikofokofoka mafy mihitsy saingy iray ihany no hipetraka eo amin’ny toerana faratampony.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Septambra 2018
Politique.Boky mikasika an-dRajoelina Mifangaro amin’ny bokin-jaza

Saika ireo bokin-tsariitatra sy tantara an-tsary avokoa no manodidina ilay boky hitantaran’ny filohan’ny tetezamita teo aloha,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Septambra 2018
Politique.Fikambanana Za’Gasy Ho fantatra rahampitso zoma izay kandidà hotohanany

« Rodoben’ny Zay Gasy Sahy Mandroso » no hoentin’ny fikambanana Za’Gasy tarihin-dRatiarison Jean Navandahy manamarika ny tsingerin-taona faha-2 niorenany ny zoma 22 septambra izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Septambra 2018
Politique.Kandida Hery Rajaonarimampianina Tafapetraka ny Foiben-toerany eny Andraharo

Tafapetraka omaly alarobia 19 septambra ny birao vaovao dia ny « QG » na Foiben-toeran’ny Kandida laharana faha-12 Hery Rajaonarimampianina eny Andraharo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Septambra 2018
Politique.Kandida filoha 36 Omen’ny fanjakana mpiambina manokana

Hisy ny fanetsehana mpitandro filaminana hitandro sy hiaro ny ain’ireo kandida miisa 36 mirotsaka hofidiana ho filoham-pirenena raha ny tatitry ny filankevitry ny minisitra omaly, ka afaka mangataka izany izy ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT