• Alatsinainy 24 Septambra 2018
Politique.Rodoben’ny Zay Gasy Sahy Mandroso Nahemotra amin’ny 6 oktobra indray

Voatery nahemotra amin’ny sabotsy 06 oktobra izao indray ilay hetsika “Zay Gasy Sahy Mandroso” nokasain’ny fikambanana Za’Gasy natao ny sabotsy 22 septambra teo ho fankalazana ny tsingerin-taona faha-2

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Septambra 2018
Politique.Mahafaly Solonandrasana Mitohy ny kobaka am-bava

Tsy hita mazava hatreto izay tena fototry ny vinam-piarahamonin’ny kandida ho filoham-pirenena, Mahafaly Solonandrasana Olivier Jocelin, praiminisitra teo aloha fa tsy miova amin’ny fomba firesany hatramin’izay ihany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Septambra 2018
Politique.Marc Ravalomanana "Nahatoky tamin'ny kely, ho mpanapaka ny be"

Ho foibe tsimialonjafy ho an’ny Malagasy rehetra vonona hanova tanteraka ity firenena ity ho firenena matanjaka aty Afrika ny Foiben-toerana na “QG”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Septambra 2018
Politique.Faritra be mpifidy indrindra Hampandresy an-dRavalomanana

Miisa 1 906 399 ny mpifidy voasoratra anarana eto Analamanga, ka aorian’ny fitambaran’ireo distrika miisa 5 eto Antananarivo Renivohitra, dia anisan’ny be mpifidy indrindra ny distrikan’Antananarivo Atsimondrano manerana ny nosy 335 608,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Septambra 2018
Politique.Alain Mahavimbina “Tokony hovana ny rafitra misy eto raha te handroso isika”

Ny rafitra misy eto amin’ny firenentsika mihitsy, raha ny fanazavan’Atoa Alain Mahavimbina, lehiben’ny Faritra Atsinanana teo aloha no misy lesoka ka mampahantra ny vahoaka Malagasy tahaka izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Septambra 2018
Politique.Jean Nirina HAFARI Nohadihadian’ny zandary, navotsotra avy eo

Nampanantsoina nanaovana fanadihadiana teny amin’ny Biraon’ny zandarimaria teny Betongolo i Jean Nirina Rafanomezantsoa, talen’ny fampielezan-kevitry ny kandida filoham-pirenena Zafivao Jean Louis sy ny talen’ny seraseran’ity kandida ity ny sabotsy tolakandro teo.

Hamaky ny tohiny
FTT