Politique

Boky mikasika an-dRajoelina Mifangaro amin’ny bokin-jaza


  • Alakamisy 20 Septambra 2018

Saika ireo bokin-tsariitatra sy tantara an-tsary avokoa no manodidina ilay boky hitantaran’ny filohan’ny tetezamita teo aloha,

 

 Andrinirina Rajoelina ny lazainy fa lalana nodiaviny ao amin’ilay fivarotam-boky « Les guetteurs de vent » ao Parisy, Frantsa.  Ny tantaran-dry « Conan le barbare » sy ireo tantara an-tsariitatra mahatsikaiky no mihodidina ity boky « Par amour de la patrie » ity. Tsikeran’ireo nahatsikaritra ny sarin’ny fitoeran’ity boky ity anaty tambajotran-tserasera ny hoe “tsy natokana ho an’ny ankizy ve ireo boky manodidina ny an’ity lazaina fa olom-panjakana (homme d’Etat) ? Sao tokony hafindra amina toerana mendrimendrika kokoa ? Sao dia efa fanamarihana an-kolaka kosa fa tsy mbola matotra ity filohan’ny antoko politika Tanora Malagasy vonona na TGV izay kandida ho filoham-pirenena Malagasy ity ?

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT