• Alarobia 26 Septambra 2018
Politique.Andry Rajoelina Miantehitra mafy amin’ny Frantsa-Afrika

Nandao an’i Frantsa ny alarobia 19 septambra teo i Andry Rajoelina avy eo nihazo an’i Dakar renivohitr’i Sénégal Mba hanatrika fivoriana momba ny « Science Politique ».

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Septambra 2018
Politique.Antoko TEZA Fifidianan’i Baroa no misy eto

Raha jerena ny fanarahan-dalàna amin’ny propagandy dia be ny kolikolim-pifidianana, hoy ny filohan’ny antoko Teza Rakotoamboa Jean Louis.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Septambra 2018
Politique.Seces Antananarivo « Tsy ny fianakaviambe iraisam-pirenena no tokony hibaiko eto. »

Efa naneho hevitra momba ny raharaham-pirenena izahay, hoy ny filohan’ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka eto Antananarivo na ny Seces Tana, Sammy Gregoire Ravelonirina, ny 21 septambra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Septambra 2018
Politique.Marc Ravalomanana Nihaona tamin’ny Vondrona Eoropeanina

Efa hatramin’ny 2009 i Marc Ravalomanana, dia efa nanomana ny fiverenana amin’ny fitondrana, hahafaha-manarina ny firenena izay potiky ny krizy nateraky ny fanonganam-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Septambra 2018
Politique.Dinam-pifanarahana Mivonona hanasonia ny ankamaroan`ny kandidà

Tsara ny andraikitra noraisin`ny CFM tao anatin`ny fandaminana ny fifandraisana eo amin`ny samy kandidà ary inoana fa hiditra ao anatin`io dinam-pifanarahana io ny fialana amin`ny fifanaratsiana sy fifanenjehana ao anatin`ny tambajotran-tserasera sy ao anatin`ny haino aman-jery rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Septambra 2018
Politique.Fahitan’ny ONU ny fifidianana filoha Manga ny lanitra hatreto, hoy i Abdoulaye Bathily

Nifarana omaly talata 25 septambra ny iraka nataon’ny Mpanolotsaina manokan’ny Sekretera Jeneralin’ny Firenena Mikambana, Abdoulaye Bathily, izay nigadona teto Antananarivo ny 18 septambra teo.

Hamaky ny tohiny
FTT