• Alarobia 26 Septambra 2018
Politique.Filohan’ny CENI Hanakorontana ny fanaovana “Sondage”

Tsy mbola mety eto Madagasikara ny fanaovana tombana mialoha ny mety ho vokatry ny fifidianana na “Sondage”, hoy ny filohan’ny CENI Hery Rakotomanana omaly raha niresaka tamin’ny mpanao gazety izy,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Septambra 2018
Politique.Fivorian’ny Firenena Mikambana Rivo Rakotovao no mitondra ny baolina

Nanomboka tamin’ny fomba ofisialy omaly talata 25 septambra any New York Etazonia ny fivorian’ny Firenena Mikambana andiany faha-73, izay marihina fa voasolotena ao avokoa ireo firenena 193 mpikambana, ka filoham-panjakana ny 130 amin’ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Septambra 2018
Politique.Jean Eric Rakotoarisoa “Tsy azo ahemotra ny fifidianana”

Tsy maintsy hajaina ny daty napetraky ny lalàmpanorenana, hoy ny filohan’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Septambra 2018
Politique.Volom-boasary milaza ho mpandresy sahady Mahafaly ny mpivoy adim-poko, hoy ny Fitoniana Tour

Vonona hiatrika fifidianana izahay, hoy ry zareo avy eo anivon’ny fikambanana Fitoniana Tour tamin’ny alalan’ny filohany, Sambahita.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Septambra 2018
Politique.Diso amin’ny lisi-pifidianana Noho ny olana ara-pitaovana ?

Nandritra ny atrikasa nanaovana tombana tamin`ireo ezaka efa vita mahakasika ny fikarakarana fifidianana dia nilaza ny OIF fa vita soa aman-tsara ny fanisana sy fanaraha-maso na “audit” fa ara-dalàna izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Septambra 2018
Politique.Fikambanana OHT Manohana an`i Mahafaly Olivier

Hanohana ny kandidà Solonandrasana Mahafaly Olivier, izay mitondra ny laharana 22, ny fikambanana Olon`ny Hasin`ny Tany (OHT) mandritra ny safidim-bahoaka ny 07 novambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
FTT