Politique

Kandida ho filoham-pirenena Mety hisy ho sahirana amin’ny resaka taratasim-piara


  • Zoma 05 Oktobra 2018

Ilay singa maha biometrika ny taratasy fahazoan-dalana hamily fiara sy ny taratasim-piara mihitsy, hoy ny tompon’andraikitra avy eo anivon’ny minisiteran’ny atitany no antony tsy maintsy hanavaozana ireo taratasy rehetra teo aloha.

 

  Tetika hikapana ranjo kandida ho filoham-pirenena ve no anton’ity fanapahan-kevitra akatoky ny fifidianana ity ? Nalaza fa anisan’ireo kandida ho filoham-pirenena ny 1 amin’ireo mpampiasa vola be indrindra ao anatin’ilay orinasa tsy miankina nanamboarana ireo karatra biometrika teo aloha. Tsilo mirangaranga mety hanindrona azy raha sendra mahery fihetsika tampoka ve izao fanapahan-kevitra izao ? Toy ny milaza an-kolaka ilay fanambarana hoe hosoka avokoa tsinona ireo taratasy biometrika nozaraina teo aloha.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT