Politique

Hetsika ho an’ny tena fanovana Mitaky ny famoahana an’i Pety Rakotoniaina


  • Alatsinainy 29 Oktobra 2018

Nanao fanambarana ry zareo avy eo anivon’ny hetsi-bahoaka ho an’ny tena fanovana sy ny fanorenana ifotony ny sabotsy teo fa tsy rariny ny fisamborana natao tamin’ny mpitarika ity hetsika ity,

Pety Rakotoniaina, nitranga tamin’ny herinandro teny amin’ny lalana mihazo an’i Fianarantsoa. Samy mpanao politika mitovy izao ihany, hoy izy ireo, Rainidina Rajoharison sy Pety Rakotoniaina. Ilay voalohany nefa nafahana malalaka tsara fa ilay faharoa kosa mbola tsy nivoaka hatramin’izao. “Sa ve noho ny fahasahiany milaza ny tsy fetezan-javatra eto amin’ny firenena no antony ?”, hoy ny fanontaniana napetrak’izy ireo, raha nitaky ny famoahana ity mpitari-tolony ity.

J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT