Politique

Thierry Rakotonarivo "Izay nifidy ihany no afaka mitory raha ilaina"


  • Talata 06 Novambra 2018

Antomotra ny fotoana hahafahan'ny olo-pirenena manefa ny adidiny eo amin'ny firenena. Nanamafy ny filoha lefitry ny CENI Madagascar, Thierry Rakotonarivo fa zava-dehibe ny nahavitana safidy ary porofo ny fanaovana sonia eo amin'ny kara-pifidianana.

 

 

Io dingana iray io no tena ilaina, raha misy ny fitoriana hatao aorian'ny fifidianana, satria izay nahavita adidy ihany no afaka mitory. Ireo tsy nahavita dia tsy mahazo mametraka fitoriana na ny fizotrany na ny vokany. Nomarihany fa lavina avy hatrany ny fitoriana raha tsy nandatsa-bato ny olona iray, na misoratra ao aza satria ny dika mitovy misy sonia no ilain'ny Fitsarana. Midika izany fa ny olom-pirenena nanefa ny adidiny ihany no manana zo hitory amin'ny lafiny rehetra, hoy ny fanazavana.

 

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT