• Alatsinainy 12 Novambra 2018
Politique.Lesoka amin’ny fifidianana Tsy mety mifarana ny lisitra

Namoaka fanambarana iombonana ihany koa ny sabotsy teo ny KMF CNOE sy Liberty 32 ary ny komisionina episcopaly - Justice et paix.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Novambra 2018
Politique.Antoko HVM Manana porofo momba ny hosoka tamin’ny fifidianana

Manaja ny tany tan-dalàna sy ny soatoavina demokratika ny antoko HVM, ary izany no niadiany nametra sy manisy arofenitra ary mangarahara ny vola ampiasaina amin’ny fampielezan-kevitra,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Novambra 2018
Politique.Nihanjahanja ny famafazana volabe Mety hosaziana Rajoelina

Nahanjahanjan’ny vondrona Eoropeanina tamin’ny tatitra nataony momba ny fifidianana natao teto Madagasikara ny 7 novambra teo ny fizaram-bola nataon’ny kandida Andry Rajoelina sy ny kandida vitsivitsy,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Novambra 2018
Politique.Vahoaka Malagasy Misy mitady hampiady hatrany

Efa hatramin’ny taona 1960 nanomezana antsika ny fahaleovantena ka hatramin’izao dia mbola misy hatrany ireo karazan’olona antsoin’ireo avara-pianarana hoe notarazoim-panjanahana ka tsy mahay afa-tsy ny mamboly fifanandrafiana eo amin’ny samy Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Novambra 2018
Politique.Kandida 25

Nanapa-kevitra ny hivondrona hiaraka amin’ireo mpikambana eo anivon’ny hetsika fanorenana ifotony ry zareo kandida miisa 25 nanohitra ny fifidianana feno hosoka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Novambra 2018
Politique.Rafolisisoa UNMDH Nilamina ny fifidianana tamin’ny ankapobeny

Naneho ny heviny mikasika ny fahitany ny fifidianana filoham-pirenena notontosaina teto amintsika ny 7 novambra lasa teo iny Ramatoa Rafolisisoa, filohan’ny fikambanana miaro ny

Hamaky ny tohiny
FTT