Politique

Kandida 25


  • Alatsinainy 12 Novambra 2018

Nanapa-kevitra ny hivondrona hiaraka amin’ireo mpikambana eo anivon’ny hetsika fanorenana ifotony ry zareo kandida miisa 25 nanohitra ny fifidianana feno hosoka.

 Tonga nanotrona ny fanambaran’ireto HFI ireto koa moa ny sabotsy teo ny solontenan’ireo kandida nailika.

Fifidianana

Sesilany nanomboka ny sabotsy teo ny fanambarana mikasika ny resaka hosoka momba ny fifidianana ho filoham-pirenena tamin’ny 7 novambra 2018. Heverina fa ho maro toy izany ihany koa ireo fitoriana horaisin’ny HCC ato ho ato.

Nanam-pahendrena, hoy ny filohan’ny fikambanana Za’gasy sahy mandroso ny filoham-pirenena teo aloha, Hery Rajaonarimampianina. Tsy diso, hoy izy, ny safidinay raha manohana azy hatramin’izao satria izay tsy nifidy olona mba ho lany fotsiny fa olona manam-pahendrena.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT