• Zoma 09 Novambra 2018
Politique.CENI Madagascar Miantso ireo ka ndidà tsy hamoaka voka-pifidianana

Manoloana ny famoahana vokatra miainga avy amin`ny foiben`ireo kandidà izay tena miteraka resabe dia nanao antso avo ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny

Politique.Voka-pifidianana avoakan’ny CENI Mandalo fanaraha-maso hentitra

Amin`ny ankapobeny, mbola vokatra vomjimaika izay azo teo anivon`ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI) ka ampaham-bokatra raha ny biraom-pandatsaham-bato no hasian-teny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Novambra 2018
Politique.Resa-bola be hanakorontanana fifidianana Fanosoram-potaka tanteraka, hoy i Guy Laurent Ramanankamonjy

Niniana naparitaka tao amin’ny tambajotra fesiboky ny resaka milaza fa nandray vola tany amin'ny kandida iray hanova ny voka-pifidianana mandeha amin'ny TVM sy ny RNM ny olom-panjakana ambony maromaro.

Politique.Tabera Randriamanantsoa « Misy haino aman-jery manasa atidoha fotsiny ! »

Niteraka resabe ny voka-pifidianana ho filoham-pirenena nanomboka nivoaka tamin’ireo haino aman-jery isan-karazany nanomboka ny alarobia alina taorian’ny fandatsaham-bato. Samy nanana ny tarehimarika navoakany izy ireny.

Hamaky ny tohiny
FTT