Politique

Gaby Vakiniadiana Nankahery ny filoha Rajaonarimampianina


  • Talata 13 Novambra 2018

“Rafotsibe kendam-boamanga, kendan’ny loza nasesiky ny tanany” ny filoham-pirenena teo aloha, Hery Rajaonarimampianina, hoy ny sekretera jeneralin’ny antoko VAMI,

 

 

 

 

 Gaby Vakiniadiana. Efa niteny ny HFI fa asio fihemorana io fifidianana io mba hanitsiana ny fifidianana sy hitandrovana ny marina. Izy moa nieritreritra ny ho lany ka dia nandeha ihany fa tsy nihaino ka dia mankahery azy izahay, hoy ity mpanao politika ity. Mikasika ny resaka hetsika fanorenana ifotony hatrany dia nahemotra amin’ny 27 novambra 2018 izao ny fanadihadiana ifotony ny mpanao politika, Rainidina Rajoharison, izay mpitarika ny HFI nosamborina ny 14 oktobra 2018 teo. Antony nisamborana azy, raha tsiahivina, dia noho ny resaka fananganana fanjakana hafa ankoatr’izay efa mijoro eto amin’ny firenena. Taraiky tany ity mpanao politika ity tamin’izay fotoana izay, raha iverenana hatrany, ireo fitaovana nentina nanamarihana ny fitsanganan’ny fanjakana vaovao, toy ny sorabaventy sy marika hafa.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT