Politique

James Ratsima Misy mandrahona sahady saingy tsy hihemotra


  • Talata 13 Novambra 2018

Taorian’ny nivoahan’ny vaovao fa hitory ireo teratany Karana namatsy vola tamin’ny fanonganam-panjakana tamin’ny taona 2009 Atoa james Ratsima, filohan’ny fikambanana

 

 Asandratro ny fireneko dia marobe ireo fandrahonana mahazo azy, raha araka ny tafa nifanaovany tamin’ny mpanao gazety omaly. Tsy hampihemotra ahy izany fa vao mainka mampirisika ahy aza mba hivoahan’ny tena marina, hoy izy. Iny fanonganam-panjakana iny mantsy no tena namotika ny firenena tahaka izao. Mikasika ny fifidianana dia nanamarika ity filohan’ny fikambanana Asandratro ny fireneko ity omaly fa ho zava-doza no hitranga eto  raha mbola hisisika amin’ny fanatanterahana ny fihodinana faharoa ihany ny CENI.  Tokony halamina aloha ny lisi-pifidianana ary hatomboka eny anivon’ny fokontany izany mba tsy hampiady ny samy Malagasy. Mikasika ireo mpanara-maso vahiny manokana moa dia notsindriany fa tsy ilaina ireny satria voavidin’ny fianakaviambe iraisam-pirenena.

 

 

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT