• Alatsinainy 19 Novambra 2018
Politique.Antoko Fanorolahy Nankasitraka ny fahendren’ny Malagasy

Tontosa soa aman-tsara ny 7 novambra lasa teo ny fihodinana voalohany tamin’ny fifidianana izay ho filoham-pirenena notanterahina teto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Novambra 2018
Politique.Fifanolanana ara-pifidianana Hajaina ny tan-dalàna sy antanantohatra, hoy Rakotovao

Nisolotena ny firenena Malagasy tamin’ny fivorian’ny Vondrona Afrikanina (UA) tany Addis-Abeba Ethiopie ny filoham-panjakana Rivo Rakotovao sy ny delegasionina tarihiny ny andron’ny sabotsy 17 novambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Novambra 2018
Politique.TIM KMD ,KMMR Tolagnaro Hiara-mientana hampandany an'i Dada.

Vonona hanarina ny lesoka tamin'ny fifidianana fihodinana voalohany ny 7 novambra teo ireo mpanohana an'i Marc Ravalomanana ao Taolagnaro,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Novambra 2018
Politique.depiote TIM Mivonona amin’izay hiseho

Manoloana ny zava-misy mitranga eto amin’ny firenena izay mifandraika amin’ny fifidianana ho filoham-pirenena teo dia

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Novambra 2018
Politique.Gerard Ramamimampionona - CFM « Ny omby miasa tsy maintsy misy mikapoka »

Anisan’ireo sampandraharaha iharana tsikera koa ankehitriny ny avy eo anivon’ny komitin’ny fampihavanana malagasy na CFM manoloana ny tsy fetezan-java-mitranga eto amin’ny firenena, dia ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Novambra 2018
Politique.Kandida nampiasa volabe Hosarontsaronana ny raharaha…

Voafatotry ny fisorohana ny rotaka politika ny fampiharan-dalàna eto Madagasikara, raha jerena amin’ny zava-misy eto amin’ny firenena amin’izao fotoana. Sarontsaronana amina kazarana didy miendrika fandaminana ny fampiharan-dalàna eto,

Hamaky ny tohiny
FTT