• Talata 27 Novambra 2018
Politique.Maitre Willy Razafinjatovo Miandrandra filoham-pirenena hamongotra kolikoly

Nanambara ny mpahay lalàna, Willy Razafinjatovo na Olala fa tsy maintsy hisy ny fihodinana faharoa amin’ny fifidianana ho filoham-pirenena eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Novambra 2018
Politique.Serge Zafimahova “Ravalomanana no mahavita ny fampihavanana ara-toekarena”

Naka lesona tamin’ny tantara, ary afaka manitsy ny mety ho lesoka tamin’ny fitondrany i Marc Ravalomanana. Nanana fanetren-tena nanaiky izy matoa voaongana teo amin'ny fitondrana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Novambra 2018
Politique.Kandida Marc Ravalomanana Mitombo hery hatrany

Tsy mitsahatra ny manamafy ny kandida ho filoham-pirenena, Marc Ravalomanana fa vonona hiatrika ny fihodinana faharoa amin’ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Novambra 2018
Politique.Fitoniana tour sy Soluma « Tahotra an-dRavalomanana ny fanenjehana an’i Mbola Rajaonah ! »

Niharan’ny fisavana faobe ny fonenan’ilay mpandraharaha Mbola Rajaonah izay lasa mpiara-miasa akaiky amin’ny filoham-pirenena teo aloha, Marc Ravalomanana, omaly tontolo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Novambra 2018
Politique.Mafampana ny toe-draharaha Fiara iray kila forehitra teny akaikin’ny HCC

Fotoana fohy tsy hamoahan’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana rahampitso 28 novambra amin’ny 10 ora maraina,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Novambra 2018
Politique.Fampandaniana an-dRavalomanana Tafatsangana ny K25 Alasora

Tafajoro eny amin’ny Kaominina Alasora ny Komity hampandany ny kandida Marc Ravalomanana laharana faha-25 na ny K25.

Hamaky ny tohiny
FTT