• Alarobia 28 Novambra 2018
Politique.Fiatrehana voka-pifidianana Mila miandry ao anaty fitoniana

Ny 28 novambra 2018 ho avy izao, amin`ny 10 ora maraina no hamoaka ny didy mahakasika ny fifidianana filoham-pirenena ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Novambra 2018
Politique.Didy tsy hivalozan’ny HCC anio Hampanao fihodinana faharoa…

Hivoaka anio alarobia 28 novambra 2018 amin’ny 10ora maraina eny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana ny didim-pitsarana sy ny valim-pifidianana ofisialin’ny fihodinana voalohan’ny fifidianana filoha tamin’ny 7 novambra teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Novambra 2018
Politique.Jean Jacques Ratsietison Miandry ny fampahafantaran’ny HCC ny lalan’ireo bileta tsy nampiasaina

Hivaly anio amin’ny fomba ofisialy amin’ny 10 ora maraina etsy Ambohidahy ny voka-pifidianana fihodinana voalohany ho filoham-pirenena teto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Novambra 2018
Politique.CENI Madagascar Hamolavola lisi-pifidianana biometrika

· Nandray ireo teknisianina eo anivon’ny VERIDOS-Identity Solution ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI) omaly maraina teny Nanisana. Noresahina tamin’izany ny tetikasa hamolavola lisi-pifidianana biometrika miainga eny amin’ny fokontany sy ny fifidianana elektronika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Novambra 2018
Politique.Atoa Roland Ratsiraka Hiala sasatra ara-politika

Ny alarobia 22 novambra teo tao an-tokantranon’Atoa Roland Ratsiraka, nanao fihaonana tamin’ireo mpiara-dia taminy eo anivon’ny Malagasy Tonga Saina (MTS) ny tenany,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Novambra 2018
Politique.Didy havoakan`ny HCC Hampitony sa hampisavorovoro ?

Ao anatin`ny kihon-dalana ahafahan`ny Malagasy miroso amin`ny tsaratsara kokoa, amin`ny fiainana metimety kokoa, na koa mihemotra amin`ny fiainana ratsy ny firenena amin`izao.

Hamaky ny tohiny
FTT