• Alatsinainy 26 Novambra 2018
Politique.Andry Rajoelina Maka tahaka an-dRavalomanana

Tonga amin’ny fitenenana hoe: “ny soa fianatra” ny fihetsiky ny kandida Andry Rajoelina amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Novambra 2018
Politique.Fiatrehana voka-pifidianana Mila miandry ao anaty fitoniana

Ny 28 novambra 2018 ho avy izao, amin`ny 10 ora maraina no hamoaka ny didy mahakasika ny fifidianana filoham-pirenena ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Novambra 2018
Politique.Fiatrehana voka-pifidianana Mila miandry ao anaty fitoniana

Ny 28 novambra 2018 ho avy izao, amin`ny 10 ora maraina no hamoaka ny didy mahakasika ny fifidianana filoham-pirenena ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Novambra 2018
Politique.Dada sy ny MAP II Hampisondrotra ny faripiainan’ny Malagasy

Fanohizana ny fandaharan’asa MAP I, izay efa nahitam-bokany azo tsapain-tanana tamin’ny fiainan’ny Malagasy ny MAP II satria efa nanomboka ny fiakaran’ny harinkarena izay nihoatra ny 7% tamin’ny taona 2008.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Novambra 2018
Politique.CFM Maniry fifidianana tsy hanapotika firenena

Samy miandrandra ny didy manodidina ny fifidianana havoakan`ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) ny Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Novambra 2018
Politique.Fitondrana malagasy misambadidaka ankehitriny Hanahirana izay filoham-pirenena vaovao eo

Firenena tan-dalàna sy fitondrana tsara tantana raha fehezina no tena tanjona napetrak’ireo mpitondra fanjakana rehetra teto Madagasikara sady fototr’ireo vina ankapoben’ireo kandida ho filoham-pirenena rehetra teo ihany koa.

Hamaky ny tohiny
FTT