• Sabotsy 05 Janoary 2019
Politique.Hentitra ny K3F “Aoka tsy hanaiky hobaikoana toy ny CENI ny HCC”

Nivoaka tao anatin’ny fahanginany ny K3F (Komitin’ny Fahamarimanana Fandriampahalemana Fiadanana) tarihin-dry Mompera Rakotomarivo Prosper, Radavidson Benjamin Andriamparany,… rehefa tsy dia re firy tao anatin’ny fotoana maharitra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Janoary 2019
Politique.Vovonana RMTF « Tsy ekena ny filoham-pirenena lany amin’ny hosoka. »

Nanao fanambarana tetsy amin’ny foiben’ny antoko politika Otrikafo etsy Andravoahangy omaly ny vovonana politika RMTF na rodoben’ny Malagasy tia tanindrazana ho amin’ny fanorenana ifotony.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Janoary 2019
Politique.Fanehoan-kevitra sy famakafakana ara-politika Niditra an-tsehatra ny minisiteran’ny serasera

Nanao fanambarana ny governemanta tamin’ny alalan’ny minisiteran’ny serasera sy ny fifandraisana amin’ny andrim-panjakana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Janoary 2019
Politique.Kianjan’ny 13 mey Hanao rodobe ny vahoaka anio

Vao maraina dia efa rakotra mpitandro filaminana nirongo fiadiana nanakana ny hetsika am-pilaminana nokasain’ny K25 mitaky ny fahamarinana hatao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Janoary 2019
Politique.Fanirisoa Ernaivo « Tokony hesorina io praiminisitra mitanila io »

Iray amin’ireo olona 7 notorian’ny fiadidian’ny primatiora i Fanirisoa Ernaivo, izay nambara fa manohintohina ny fiandrianam-pirenena. Namaly bontana izany izy omaly hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Janoary 2019
Politique.Ekipan-dRajoelina Tsy misy sahy manamarina fa tsy nanao hosoka

“Tsy mahazaka resy”, “Tsy matoky tena”, “mpanao didy jadona”, sy ny maro hafa dia samy efa karazana fanaratsiana ataon’ireo ekipan’ny kandida ho filoham-pirenena laharana faha 13, Andry Rajoelina, ny kandida laharana faha 25, Marc Ravalomanana, avokoa.

Hamaky ny tohiny
FTT