• Alatsinainy 07 Janoary 2019
Politique.Tolon’ny 13 mey Nahery vaika ny fampiasan-kery

Voadaroka baomba mandatsa-dranomaso indray ny vahoaka mpitaky ny fahamarinana tonga marobe teny Analakely ny sabotsy 5 janoary teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Janoary 2019
Politique.Malagasy any Etazonia sy Frantsa Nihetsika ihany koa

Tsy eto Madagasikara ihany fa efa tonga hatrany ivelany ny hetsika fitakiana ny fahamarinana mikasika ny voka-pifidianana .Namoaka fanambarana ireo vondron’ny Malagasy monina sy miasa any Etazonia ny faran’ny herinandro teo mba ho fanajana ny tena safidim-bahoaka marina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Janoary 2019
Politique.Resaka “cocktail Molotov” Tetika maloto handravana ny tolona…

Fomba fiady hoenti-mandrava ny hetsi-bahoaka mitaky ny fahamarinana ny fampiasan-kery fa eo ihany koa ny fandotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Janoary 2019
Politique.Korontana eto Afrika Ao ambadika foana ny “Frantsa-Afrika”

Ara-tantara, niroso tamin`ny fanjanahantany ny frantsay tamin`ny taonjato faha-19. Taorian`ny ady lehibe faharoa dia betsaka ny firenena zanatany nangalana miaramila niady nanafaka an`i Frantsa tamin`ny alemana ka teo no nitsiry ny fanomezana fahaleovantena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Janoary 2019
Politique.Antoko Tambatra « Foany io fifidianana feno hosoka io »

Tsy takona hafenina intsony fa mandalo fotoan-tsarotra ny firenena ary an-dalana mankany amin’ny krizy vaovao indray isika, hoy ny antoko Tambatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Janoary 2019
Politique.CNIDH Miantso ny HCC ho tena mahaleotena

Manamafy ny voalazan’ny andininy faha-5 amin’ny lalàmpanorenana ny Kaomisionina nasionaly momba ny zon’olombelona (CNIDH) fa eo am-pelatanan’ny vahoaka ny fiandrianam-pirenena, ny loharanon’ny fahefana,

Hamaky ny tohiny
FTT