• Alatsinainy 28 Janoary 2019
Politique.AKFM-Fanavaozana Mivonona amin’ny fifidianana rehetra

Nivoaka tamin’ny fahanginany ny antoko AKFM-Fanavaozana. Araka ny fanapahan’ny antoko mialoha ny fifidianana,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Janoary 2019
Politique.Fanitsiana sy fikitihana lalàna Hangataka fahefana amin’ireo antenimiera ny filoha

Hiatriaka fivoriana tsy ara-potoana ireo antenimiera roa tonta araka ny fampiantsoana, tamin’ny alalan’ny didim-panjakana navoaka teo anivon’ny filankevitry ny minisitra notarihan’ny filoham-pirenena, Andry Rajoelina, sy ny praiminisitra, Ntsay Christian, ny alakamisy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Janoary 2019
Politique.Ravalomanana sy ny K25 Ho avy masiaka amin’ny fifidianana

Vita ny zoma 25 janoary teo ny fifampiarahabana noho ny fahatrarana ny taona 2019 ho an’ny TIM.K25. Tsy mijanona hatreo anefa ny asan’ny K25 fa hitohy ny fandraisana anjara amin’ny fiainam-pirenena,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Janoary 2019
Politique.Hery Rajaonarimampianina “Miandry ny velirano natao ny vahoaka”

Tsy misy olon’ny HVM amin’ny ankapobeny ao anatin’ny governemanta vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Janoary 2019
Politique.Jean Ignace Randrianirina « Misy dikany ny tenin’ny vondrona eoropeanina. »

Samy manana ny fomba fijeriny ny firafitry ny governemanta Ntsay ankehitriny ireo mpanao politika.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 26 Janoary 2019
Politique.Mitamberina ny laza ratsin-dRajoelina 10 taona katroka anio ny « Lundi Noir »

Folo taona katroka anio 26 janoary 2019 ny “Alatsinainy Mainty” na “Lundi Noir” na “Black Monday” nanamainty tanteraka ny lanitr’Antananarivo sy ny firenena noho ny fandrobana sy fandorana fananam-panjakana sy fananan’olon-tsotra ny andron’ny alatsinainy 26 janoary 2009,

Hamaky ny tohiny
FTT