- Alarobia 30 Janoary 2019
Politique.Louis Zafisambatra Miantso ny filoha hampihatra ny politika ahitan’ny vahoaka ny rariny
Malagasy mila ravinahitra any Paris Frantsa i Zafisambatra Louis sady mpandinika ny raharaham-pirenena.
Hamaky ny tohinyMalagasy mila ravinahitra any Paris Frantsa i Zafisambatra Louis sady mpandinika ny raharaham-pirenena.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny nahatapitra ny fe-potoam-piasan’i Robert Yamate teto Madagasikara ny volana martsa 2018, dia ny mpiraki-draharaha Amerikanina Stuart Wilson no nandrindra ny fifandraisana ara-diplomatikan’i Etazonia tamin’ny firenentsika.
Hamaky ny tohinyIzay lazaiko tsy maintsy tanterahiko, hoy ny ambentin-tenin-dRajoelina tamin’ny fandresen-dahatra ny vahoaka.
Hamaky ny tohinyNisaotra ilay Nahary ny Malagasy iray manontolo ny avy eo anivon’ny fikambanana Akata Zanadrazana tarihin’ny filohany Brice Christopher Rabehavana.
Hamaky ny tohinyArahabaina ny filoham-pirenena sy ny praiminisitra nahatafanjakana governemanta vaovao tao anatin’ny fotoana fohy ka mirary soa azy.
Hamaky ny tohinySomary nipirina sy tsy re feo firy ireo kandida filoham-pirenena nisafidy ny hanohana an’i Andry Rajoelina tamin’ny fihodinana faharoa sy ireo mpanao politika sasany lohandohan’ny mpisorona akaiky an-dRajoelina,
Hamaky ny tohiny