Politique

Mahafaly Solonandrasana Lasa any Frantsa ?


  • Zoma 15 Febroary 2019

Nitohivakana nanomboka ny talata teo ny fisamborana ireo voasaringotra rehetra tanatina raharaha fanondranana harem-pirenena, indrindra ny andramena tao anatin’ny fitondrana tetezamita.

 

 

 

 Toy ny efa misy tetiandro voarafitra mihitsy no nanaovan’izao fitondrana izao azy. Talata, Eddy Maminiriana na Eddy Bois de Rose, hoy ny mpanara-baovao. Alarobia, Mbola Rajaonah na Mbola Tafaray. Asa iza indray no manaraka. Isan’ny efa feo mandeha ankehitriny ny hoe ny zanaky ny filoham-pirenena teo aloha, Mathieu Rajaonarimampianina sy depiote maromaro toa an-dry Jaona Elite sy Anthelme Ramparany. Tsy ho afa-miala koa ny vadin’ny filoham-pirenena teo aloha, Voahangy Rajaonarimampianina. Tsiliam-baovao ihany koa amin’izao fotoana izao no nahenoana fa efa any frantsa hatramin’ny alarobia teo ny praiminisitra teo aloha, Mahafaly Solonandrasana Olivier, izay voatonontonona tamin’ireny raharaha Claudine Razaimamonjy ireny.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT